|
|
|
|

Teny iditra1  mahery an-joro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa
Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany
Singan-teny  4  mahery, zoro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07